Hanome fanampiana

Miantoha zaza iray na tohano ny Centre Mitantana

Raha manome 30 € isam-bolana monja dia afaka manohana ankizy iray ianao. Hianatra ahafantatra azy bebe kokoa ianao amin’ny alalan’ny sariny, ny daty nahaterahany ary ny fizotrin’ny fianarany. Ny fanohananao ihany koa dia ahafahany mahazo fikarakarana ara-pitsaboana fototra, fampianarana manara-penitra, ny fitaovana ilaina rehetra amin’ny fianarany, ny fanamian’ny sekoly ary ny sakafo atoandrony isan’andro. Ny ankizy tohananao izany dia manana izay rehetra ilainy !

Na dia tsy manohana zaza iray manokana aza ianao fa manome fanampiana indray mandeha na mitohy  dia manampy hatrany ny ankizin’ny Centre Mitanantana hanana ho avy mamiratra.


Mandefasa mailaka na fenoy ny taratasy ho fenoina.

Kaonty banky  (Fanamarihana : Help Madagascar) :

Gospelhouse Baden-Baden
Evangelische Bank
IBAN DE86 5206 0410 0006 4259 68
BIC GENODEF1EK1

Gospelhouse Kehl
Sparkasse Hanauerland
IBAN DE85 6645 1862 0000 0147 96
BIC SOLADES1KEL

Treffpunkt Leben Karlsruhe
Bank für Sozialwirtschaft
IBAN DE45 6602 0500 0007 7227 01
BIC BFSWDE33KRL