Ny mombamomba anay
Ny tokony ho fantatrao mikasika anay
Fampianarana manara-penitra
Ny mpianatra ao amin'ny Centre Mitantana dia mahazo fampianarana raitra avy amin'ny mpampianatra tsara fihofanana
Fanampiana ara-pahasalamana
Ny ankizy eo anivon'ny Centre Mitantana dia mahazo fitsaboana fototra avy amin'ny Mobile Hilfe Madagascar
Fanampiana ara-tsosialy
Mandray fanampiana avy amin'ny misiona miasa eo anivon'ny tontolo ambanivohitra ny ankizy ao amin'ny Centre Mitantana
2000
Ankizy nahazo fanampiana
300
Ankizy notohanana
150
Tetikasa tanteraka
50
Mpiara-miasa
10
Mpilatsaka antsitrapo noraisina